![]()
Hetsika iray misongadina sy efa mahazatra ny maro, indrindra ny eto an-dRenivohitra, mandritra ny fotoam-pialan-tsasatra, ny « Hiragasy makotrokotroka ». Nampanantena ny mpikarakara, ny Ofisim-paritry ny fizahantany eto Analamanga (Ortana), fa hitohy izany ho fanomezan-kasina ity zavakanto malagasy ity sy ho fampiroboroboana ny sehatry ny fizahantany eto amin’ny faritra. Hiavaka amin’ireo andiany efa nifanesy ny « Hiragasy […]