![]()
Tsy mitombin-tsaina ny mpianatra hiatrika fanadinam-panjakana manomboka amin’ny herinandro. Tsy tafatombina na ny ray aman-dreny aza manoloana ny safotofoto eo amin’ny fampianarana amin’izao fotoana izao. « Na eo aza ny fampitoniana sesilany ataon’ny fanjakana, mandry an-driran-antsy ihany ny tena ny amin’ny hoavin’ireo zanaka atsy ho atsy », hoy ny renim-pianakaviana iray mampiana-janaka amin’ny EPP. Efa telo […]