![]()
Miroso avy hatrany amin’ny fijerena ifotony ireo toerana heverina fa afaka mamokatra fary eto Madagasikara ny tale jeneraly vaovan’ny CMCS, Rakotomalala Miharisoa, rantsana eo anivon’ny minisiteran’ny Indostria. Nandray ireo solontena avy amin’ny Cirad, avy any Montpellier, ity tompon’andraikitra ity. Voaresaka tamin’izany ny hisian’ny fitsidihana ireo toeram-pambolena fary ao Nosy be Hell Ville. Hojerena manokana […]