Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70364

Sempama Nosy: “Tsy hanakorontana ny fanadinana izahay”

$
0
0
  Tsy hanakorontana ny fizotry ny fanadinam-panjakana rehetra ny mpampianatra mpikambana ao amin’ny Sempama Nosy, araka ny fanambarana nataon’ny filohany, Ratolojanahary Arsène, omaly. Nangataka fanemorana ny datin’ny fanadinana nefa izy ireo satria efa antomotra avokoa ny fanadinana CEPE sy BEPC ary naharitra ny fiatoana, indrindra ho an’ny kilasy hiatrika fanadinana. Manoloana ny fanambaran’ny minisiteran’ny Fanabeazana […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70364

Trending Articles