Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70386

«Festival Somarôho! »: hampiara-peo tsy ho ela i Wawa sy i Diamond

$
0
0
“Io izy fa tonga”, hoy i Wawa. Fanamby lehibe napetrany amin’ireo mpijery tamin’ny taon-dasa ny fahatongavan’i Diamond Platnumz tany Nosy Be, nandritra ny “Somarôho!”. Samy nanana ny hanitra ho azy! Efa niaka-tsehatra avokoa ireo mpanakanto vahiny nasain’i Wawa handray anjara amin’ny “Sômarôho”. Samy nandrasan’ny mponin’i Nosy Be ihany koa izy ireo, ary efa am-bolana maro […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70386

Trending Articles