Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70354

Lapan’ny Kolontsaina: sehatra nifanakalozana ny « Gilitabe »

$
0
0
  Na tsy feno hipoka aza ny lapan’ny Kolontsaina sy ny fanatanjahantena etsy Imahamasina, azo lazaina fa nahatanteraka ny fanambiny ny mpikarakara. Nanjakan’ny feon-gitara miavaka tokoa ny teny an-toerana. Tsapa ihany koa ilay fisian’ny fifanakalozana eo amin’ireo samy mpitendry gitara sy eo amin’ny samy mpihira. Na iraisana aza mantsy ny tena an-tsehatra, samy manana ny […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70354

Trending Articles