Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70344

Hanohana an-dRajoelina ny fikambanana Lafatra

$
0
0
Fikambanana hafa indray koa. Nanao fanambarana ny eo anivon’ny Lalana fampandrosoana ny  tanindrazana (Lafatra) fa resy lahatra amin’ny kandidà Rajoelina, amin’izao fifidianana filoham-pirenena izao. “Niofana  tany ivelany hahafahany mitondra vina hampandrosoana  ny firenena ny filoha Rajoelina ary voarafitra ao amin’ny IEM  izany. Vitany sy tanterany avokoa  ny nampanantenainy. Mino izahay fa ho  tahaka  izany koa […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70344

Trending Articles