Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70354

Filatsahan-kofidina: Rroa ireo kandidà nanatitra antontan-taratasy teny amin’ny HCC

$
0
0
  Somary malaindaina sy mihisatra na efa hiditra amin’ny andro fahefatra aza. Niampy  iray indray,  taorian’ny kandidàn’ny TGV, Rajoelina ny nanatitra ny antontan-taratasy filatsahan-kofidina ho filoham-pirenena. Nahavita ny azy  ary efa nametraka  izany, teny amin’ny HCC koa,  omaly, ny avy amin’ny Antokom-bahoaka (Aba),  manolotra ny Praiminisitra teo aloha, Ravelonarivo Jean ho kandidà amin’ny fifidianana filoham-pirenena. […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70354

Trending Articles