Quantcast
Channel: Newsmada
Browsing all 70329 articles
Browse latest View live

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Saf FJKM-BNGRC: fiatrehana ny loza voajanahary

  Miara-miasa ny fikambanana fampandrosoana Saf FJKM sy ny Birao misahana ny fitantanana ny loza voajanahary, BNGRC. Natao teny amin’ny kaominina Ampanefy, distrika Atsimondrano, omaly, ny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Basikety Analamanga: hanangana seksiona efatra ny ligy

  Anisan’ny fanambin’ny ligin’Analamanga, taranja basikety, tarihin’ny filohany, Rasolomalala Fidy, ny hanitatra ny seksiona. Hotanterahina izany ka tapaka fa seksiona 4 no hatsangana.  Anisan’izany...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

“Fier-Mada 2018”: nampiseho ny vokany ny tantsaha tohanan’Ambatovy

   Miisa fito ny kaoperativa tantsaha nahazo tohana tamin’ny tamin’ny tetikasa Ambatovy, mandray anjara amin’ny foara “Fier-Mada” andiany faha 20. Hetsika tanterahina etsy amin’ny tanàna Voara...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Tetibola sy fotodrafitrasa: betsaka ny lalana tsy vita izay nofaritana be...

   Tsy zakan’ny tetibolam-panjakana 2018 ny fotodrafitrasa tokony hamboarina, indrindra ny lalana. Misy ny efa ny vita, ny vao natomboka, fa betsaka ny asa mbola tsy mihetsika, araka ny namaritana azy...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

“Marathon International de Tana”: nasiam-panovana ny lalana hihazakazahana 

   Hiditra amin’ny andiany faha-18 ny “Marathon international de Tana”. Hiavaka ny amin’ity satria hisy fanovana ny lalana hihazakazahan’ireo mpifaninana. Ankoatra izay, hisy atleta vahiny ho avy...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Carnaval de Madagascar et ORTANA 2018. #Photo

Reportages :  Yvonne Razanamasy.

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Athletisme : Rija Gardiner loin derrière au Nigéria

L’exploit n’a pas eu lieu ! Aligné sur le 400m hommes au championnat d’Afrique au Nigéria, jeudi dernier, la nouvelle coqueluche de l’athlétisme malgache, Rija Vatomanga Gardiner, n’a pas été à la...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Run : pas d’adversaire à sa taille, John Elite quitte la compétition

Comme il n’existe aucun adversaire de sa taille sur la piste, le leader incontestable de la catégorie Prorun, John Randriarimalala a décidé de faire l’impasse sur les manches restantes du championnat...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

AIKI-JUJUTSU et IAI-DO :  Stage du Christian Barnavol

Christian Barnavol, un des experts les plus hauts gradés de la Fédération internationale de Takeda Ryu Marotokan dirigera une série de formations pointues, à partir de ce jour dans différentes régions...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

«Rallye de Boina» : une bonne nouvelle de TMF

Même si le Team Mika Faniry (TMF) a déjà annoncé au mois de mai qu’une manche du championnat de Madagascar aura bel et bien lieu à Mahajanga au mois d’août, les inconditionnels de la discipline...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Telephonie mobile : tout terminal sans Imei interdit sur le territoire

Outre l’obligation des usagers d’identifier les cartes Sim, tout terminal de téléphonie mobile, ne possédant pas de numéro Imei, est interdit d’importation à Madagascar depuis le 1er janvier dernier....

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Lemuriens de Mada : 95% de la population « sur le point de s’éteindre »

Les cris d’alarme ne cessent de se multiplier, à propos de la menace qui pèse sur les lémuriens de Madagascar. 95 % de la population de lémuriens est «sur le point de s’éteindre», a affirmé l’Union...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Sambava: navesatra loatra, latsaka tambany tetezana ilay kamiao

  Kamiao iray nitondra fasika latsaka tambany tetezana tany Tanambao Daoud Sambava, omaly tolakandro. Vokatr’izany, naratra ny olona telo tao anatiny, tanatin’izany ny mpamily. Soa ihany fa tsy nisy ny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Jean Nirina R. : “Tsy misy porofo ny fitoriana ahy…”

   « Manoloana ny fitoriana ahy teny amin’ny zandary Ankadilalana, tsy misy porofo na dia kely aza, fitoriana tsy fanta-piaviana ary tsy misy sonia fa natao miendrika tracte fotsiny.  Ireo zava-misy ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

UCTU, RMDC, Mouvement des citoyens: hanao hetsika noho ny fiakaran’ny...

  Manoloana ny fiakaran’ny vidin-tsilika, saika ho isam-bolana, nanapa-kevitra ny fikambanana mpiaro ny zon’ny mpanjifa RMDC sy ny Mouvement des citoyens contre l’inflation ary ny fikambanan’ny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Andekaleka: lamasinina nivadika, olona telo maty, ampolony naratra

   Mbola mitohy hatry ny omaly alina ny fikarohana ireo olona tra-doza tamin’ny fivadihan’ny lamasinina nitondra mpandeha tao akaikin’Andekaleka, omaly tolakandro. Olona telo indray namoy ny ainy,...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Taorian’ny « Demi-Tour de vita »: hanao fanambarana goavana Ramora Favori

 Nanana ny akony ity tononkiran-dRamora Favori ity : « Tetik’asan’ny filoham-pirenena, vidin’ny vary tsy maintsy hahena (…). Raha resaka Jirama, ho ataoko ny remboursemà (…). Demi-tour de vita, Ramora...

View Article


Antsan’ny Fanantenana: hanolotra seho fiderana goavana 

  Herintaona lasa izay, nandrombaka ny laharana voalohany tamin’ny fifaninanan-kira evanjelika, “Mihobia”, nokarakarain’ny fahitalavitra iray eto an-dRenivohitra, ny antoko mpihira Antsan’ny...

View Article

Fifidianana filoham-pirenena: kandidà ny filohan’ny SMM, i Fanirisoa Ernaivo

 « Ambarako amin’ny vahoaka malagasy iray manontolo fa hirotsa-kofidina ho filoham-pirenena aho, satria tsy hanaiky intsony ny fomba mamoahehatra nisy hatramin’izay. Koa hirotsa-kofidina ho...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Filatsahan-kofidina: Rroa ireo kandidà nanatitra antontan-taratasy teny...

  Somary malaindaina sy mihisatra na efa hiditra amin’ny andro fahefatra aza. Niampy  iray indray,  taorian’ny kandidàn’ny TGV, Rajoelina ny nanatitra ny antontan-taratasy filatsahan-kofidina ho...

View Article
Browsing all 70329 articles
Browse latest View live