![]()
Miisa fito ny kaoperativa tantsaha nahazo tohana tamin’ny tamin’ny tetikasa Ambatovy, mandray anjara amin’ny foara “Fier-Mada” andiany faha 20. Hetsika tanterahina etsy amin’ny tanàna Voara Andohatapenaka, ny 1 aogositra hatramin’ny 5 aogositra. Miisa 400 ny tranoheva eny amin’ny “Fier-Mada”, andiany faha-20, ahitana ny vokatra eto an-toerana vokarin’ny Malagasy. Manana tranoheva telo ny mpiara-miombon’antoka amin’Ambatovy, […]