Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70344

Saf FJKM-BNGRC: fiatrehana ny loza voajanahary

$
0
0
  Miara-miasa ny fikambanana fampandrosoana Saf FJKM sy ny Birao misahana ny fitantanana ny loza voajanahary, BNGRC. Natao teny amin’ny kaominina Ampanefy, distrika Atsimondrano, omaly, ny fanazaran-tena ho an’ireo mpilatsaka an-tsitrapo na volontera, ao amin’ny Saf FJKM, mikasika ny fiatrehena ny loza voajanahary. Nambaran’ny jeneraly Rambolarson Charles, mpandrindra lefitry ny BNGRC, fa nosafidina manokana ny […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70344

Trending Articles