Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70375

Noho ny hafanana be loatra Tandindonin-doza ny vokatra fanondrana

$
0
0
  Tandindonin-doza ny vokatra fanondrana avy aty Afrika, anisan’izany ny avy eto Madagasikara, noho ny fiakaran’ny hafanana be loatra ato anatin’ny 25 taona ho avy. Samy ahitana fiantraikan’izany ny fahasalaman’ny mponina, ny mpiasa izany, sy ny  fambolena. Hihalafo hatrany ny masonkarena hoenti-mamokatra. Vokatry ny fanadihadiana nataon’ny mpikaroka britanika izany ary izao aroso ho fantatry ny […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70375

Trending Articles