![]()
Mbola mitohy hatry ny omaly alina ny fikarohana ireo olona tra-doza tamin’ny fivadihan’ny lamasinina nitondra mpandeha tao akaikin’Andekaleka, omaly tolakandro. Olona telo indray namoy ny ainy, ampolony maro naratra mafy… Lamasinina iray avy any Brickaville, nitondra mpandeha hihazo an’i Moramanga ity tra-doza tampoka tao akaikin’Andekaleka, omaly tolakandro, ity. Araka ny fampitam-baovao voaray, olona telo tamin’ireo […]