![]()
Kamiao iray nitondra fasika latsaka tambany tetezana tany Tanambao Daoud Sambava, omaly tolakandro. Vokatr’izany, naratra ny olona telo tao anatiny, tanatin’izany ny mpamily. Soa ihany fa tsy nisy ny aina nafoy. Araka ny voalaza, mety ho vokatry ny vesatra tafahoatra tamin’ity kamiao ity no nahatonga ny loza. Niala lalana ilay fiara ary nivarina tany […]