![]()
Naratra tamin’ilay lozam-pifamoivoizana nitranga teny amin’ny RN 25, afakomaly, ny mpianatra vitsivitsy. Taksiborosy Sprinter iray nitondra mpianatra ao amin’ny sekoly tsy miankina iray ao Vohipeno avy nanao “voyage d’étude” tany Toliara. Tra-doza tampoka ilay taksiborosy nitondra ireo mpianatra ka nifatratra tamin’ny tranon’olona iray, teo amin’ny 10 km mialoha ny hiditra an’Irondro. Tsy fantatra mazava na […]