![]()
Mitaintaina sahady ny mponina ao Mahajanga satria nomen’ny fitsarana fahafahana vonjimaika ireo jiolahy tompon’antoka tamin’ny fanafihana ny banky Microcred Mahajanga. Miraviravy tanana, noho izany, ny mpitandro filaminana… Io sahady! Nahazo fahafahana vonjimaika, ny zoma lasa teo, ny efatra amin’ireo jiolahy atidoha nikotrika ny fanafihana ny banky Microcred ao Mahajanga. Nahazo fahafahana vonjimaika izy ireo taorian’ny […]