Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70354

Andoharanofotsy: matin’ny lozam-pifamoivoizana Ratefinarivo Vonjy

$
0
0
  Matin’ny lozam-pifamoivoizana, teny Andoharanofotsy, ny asabotsy vao maraina teo, Ratefinarivo Vonjy, mpiasa ao amin’ny Imprimerie Niag Antanimena. Handeha hody any Mandrimena izy tamin’io fotoana io no nindaosin’ny fahafatesana tamin’ity lozam-pifamoivoizana ity. Araka ny fanazavan’ny fianakaviany, nisy fiara iray nirimorimo nandeha mafy avy any Andoharanofotsy nifanena taminy (nitondra moto i Vonjy tamin’io fotoana io) ka nifaoka azy […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70354

Trending Articles