Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70354

Fifidianana filoham-pirenena: arahin’ny Samifin maso ny fampiasam-bolan’ireo kandidà

$
0
0
   « Manara-maso ny fitantanam-bolan’ireo mpifaninana amin’ny fifidianana ny vaomiera. Ny vola miditra sy mivoaka enti-mamatsy ny fampielezan-kevitra sy ny fifidianana izany », hoy ny fanazavan’ny tale jeneralin’ny Samifin, i Lamina Boto Tsara Dia, ny faran’ny herinandro teo, momba ny fijoroan’ny vaomiera manokana manara-maso ny vola ampiasain’ny kandidà amin’ny fiatrehana ny fifidianana filohan’ny Repoblika ho avy izao. […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70354

Trending Articles