Kandidà tsy miankina: mampianjera amina kolikoly ny filana olom-boafidy 150
Anisan’ny fepetra miainga amin’ny lalàm-pifidianana ny fitadiavana olom-boafidy anjatony ho an’ireo kandidà tsy miankina. Mampanahy be ihany ny momba izany sy ny mety ho vokany. Takina amin’ireo...
View ArticleFifidianana: hanohana an-dRajoelina ny ANG
“Nahatonga ny fananganana ny fikambanana “Action pour la nouvelle generation” (ANG) ny fahitana ny tetikasa sy vina IEM entin’ny filohan’ny Tetezamita, Rajoelina”, hoy ny filohan’ny sampana vehivavy...
View ArticleFiaraha-miasa « Fier-Mada »: hijerena lalam-barotra ny tantsaha
Hahazo tohana. Anisan’ny nisongadina tamin’ny hetsika “Fier-Mada”, notanterahina tetsy Andohatapenaka nifarana omaly, ny fiaraha-miasa eo amin’ny tantsaha sy ny mpandraharaha. Anisan’ny nisongadina...
View ArticleFiainana antoko: niala tsy ho HVM intsony koa Rafidimanana Narson
Miala an-daharana tsikelikely. “Efa tsy olon’ny antoko HVM intsony aho ary koa tsy ho kandidà filoham-pirenena. Hiezaka hanohy ny fanaovana asa soa sy sosialy nahazatra ny ray aman-dreninay...
View ArticleKitra – «Poule des As»: lavon’ny Fosa Jr teo an-kianjany ny Elgeco Plus
Nahavita ny valin’adiny ny Fosa Jr Boeny, teo amin’ny andro voalohany amin’ny “Poule des As”, hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra. Resiny teo amin’ny kianja filalaovany...
View ArticleTsipy kanetibe: niofana ny mpitsara 22
Niatrika fiofanana fanamafisam-pahaizana ireo mpitsara eo anivon’ny taranja tsipy kanetibe. 22 mianadahy ireo niatrika izany ka vaovao ny 12 amin’izany, vao avy nahavita fanadinana, tamin’ny taona...
View ArticleKianja Vontovorona: lavon’ny Cnaps Sport, 3 no ho 1, ny FC Vakinankaratra
Tsara fanombohana ny Cnaps Sport Itasy, teo amin’ny lalao voalohany natrehiny eo amin’ny fiadiana ny “Poule des As”. Resiny, tamin’ny isa mazava 3 no ho 1, ny FC Vakinankaratra. Fihaonana,...
View ArticleAtletisma – «Afrique 2018»: nihintsana i Rija Gardiner
Nihintsana, teo amin’ny fifanintsanana isam-bondrona, i Rija Gardiner, nandritra ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja atletisma. Fihaonana, tanterahina any Asaba, Nizeria. Nihazakazaka ny...
View ArticleBasikety – “Festival Somaroho 2018”: norombahin’ny ASCB Boeny sy ny MB2 All...
Nifarana, tany Nosy-Be, ny fiadiana ny “Festival Somaroho 2018”, taranja basikety. Mbola voatazon’ny ASCB Boeny ny anaram-boninahitra teo amin’ny lehilahy. Lasan’ny ekipan’ny MB2 All Analamanga kosa...
View ArticleACNOA: amin’ny novambra ny fifidianana
Araka ny fantatra, hotanterahina ny volana novambra ho avy izao ny fifidianana izay hitantana ny fikambanana komitim-pirenena olympika afrikanina (Acnoa). Niala teo amin’ny toerana naha filoha azy...
View ArticleMpiaro ny zon’ny mpanjifa: « Ampidino ny vidin-tsolika »
Nidina an-dalambe tetsy Mausolé ireo mpiaro ny zon’ny mpanjifa, ny asabotsy teo, nitaky ny fampidinana ny vidin-tsolika eto amintsika. Niaraka tamin’ireo mpitatitra vitsivitsy sy olon-tsotra izy ireo...
View ArticleFiermada 2018: hita ny fanodinam-bokatra, saingy tsy ampy tohana
Hita taratra teny amin’ny Fiermada ny vokatry ny fanodinam-bokatra avy amin’ny fambolena sy ny fiompiana ataon’ny tantsaha na fikambanana samihafa. Tranoheva maro samy nampiseho ny zava-bitany, ny 1...
View ArticleNahafa-po ireo tantsaha ny fanohanan’Ambatovy
Nahitam-bokany ary nahafa-po ireo vondrona kaoperativa fito : ny Felamamy, ny Valisoa, ny FTA, ny Meva, ny Fehizoro, ny Tombontsoa ary ny Fitarikandro, ny fiatrehana sy fandraisana anjara tamin’ny...
View ArticleMbola eto Madagasikara: roa andro ny lalana 71 km Moramanga – Anosibe an’Ala
Isan’ireo toerana tena hadinon’ny fitondram-panjakana nifandimby tanteraka izany distrikan’Anosibe an’Ala izany ! Lalana tsy misy afa-tsy 71 km eo atsimon’i Moramanga, amin’ny lalam-pirenena RN 23....
View ArticleOrinasa vao manomboka: efa ahitana karazany maro ny zava-bitan’ny tanora
Ny 3 sy 4 aogositra 2018 teo tao amin’ny Carlton ny fampisehoana natao momba ny orinasa madinika na PME sy ireo izay vao manomboka (Startups). Eo ambany fiahian’ny minisiteran’ny Indostria fa teo...
View ArticleLevée de fonds et 18e anniversaire du Club Soroptimist Mandrosoa Espace...
Reportages : Yvonne Razanamasy.
View ArticleProjet CASEF : 120.000 parcelles sécurisées
Un des obstacles de l’investissement agricole à Madagascar, tout comme en Afrique, est l’accès des investisseurs aux terres, lequel est souvent contesté par la population. Dans le cadre de sa mise en...
View ArticleORANGE – MPTDN : des Tic Bus pour promouvoir le numérique
Orange Madagascar et le ministère des Postes, des télécommunications et du développement numérique (MPTDN) ont signé, hier, une convention de partenariat pour la promotion du numérique pour tous avec...
View ArticleFakana an-keriny: hiara-hiasa ny zandarimaria malagasy sy Frantsay
Mitohy hatrany ny fiaraha-miasa eo amin’ny zandarimariam-pirenena Malagasy sy Frantsay. Tonga nanao fitsidiham-piaraha-miasa tao amin’ny Sekreteram-panjakana miadidy ny zandarimariam-pirenena (Seg),...
View ArticleFahafatesan-dRatefinarivo Vonjy: nidoboka eny Antanimora ilay mpamily...
Naiditra vonjimaika am-ponja eny Antanimora ny mpamilin’ilay fiara nahavanon-doza, nahafaty an-dRatefinarivo Vonjy teny Andoharanofotsy, ny asabotsy vao maraina teo teny Andoharanofotsy… Nidoboka avy...
View Article