![]()
Ny 3 sy 4 aogositra 2018 teo tao amin’ny Carlton ny fampisehoana natao momba ny orinasa madinika na PME sy ireo izay vao manomboka (Startups). Eo ambany fiahian’ny minisiteran’ny Indostria fa teo indrindra koa ny CEERE*, nikarakara ny fotoana. Samy ahitana karazany maro tao amin’ny Carlton : ny fambolena sy ny fiompiana, ny famokarana sakafo, […]