![]()
Isan’ireo toerana tena hadinon’ny fitondram-panjakana nifandimby tanteraka izany distrikan’Anosibe an’Ala izany ! Lalana tsy misy afa-tsy 71 km eo atsimon’i Moramanga, amin’ny lalam-pirenena RN 23. Ny kamio sisa afaka mankany ankehitriny ary roa andro an-dàlana satria “eo amin’izany PK 32 sy 42 izany, tafiditra ao anaty toerana misy ny mpamily ny fotaka sy rano maloto”, […]