Mitohy hatrany ny fiaraha-miasa eo amin’ny zandarimariam-pirenena Malagasy sy Frantsay. Tonga nanao fitsidiham-piaraha-miasa tao amin’ny Sekreteram-panjakana miadidy ny zandarimariam-pirenena (Seg), ny Jly Randriamanarina Jean Christophe eny amin’ny Toby Jly Ramarolahy Philibert, ny Colonel Bertrand Thouvenot, Attaché de sécurité interieur eo anivon’ny masoivoho frantsay eto Madagasikara sy ny Lieutenant-Colonel Broch Didier, tompon’andraikitra ao amin’ny detachement […]
↧