Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70329

Kianja Vontovorona: lavon’ny Cnaps Sport, 3 no ho 1, ny FC Vakinankaratra

$
0
0
  Tsara fanombohana ny Cnaps Sport Itasy, teo amin’ny lalao voalohany natrehiny eo amin’ny fiadiana ny “Poule des As”. Resiny, tamin’ny isa mazava 3 no ho 1, ny FC Vakinankaratra. Fihaonana, notanterahina omaly alahady, teny amin’ny kianja Vontovorona. Mbola noporofoin’ny Cnaps Sport indray fa mpanjaka eo amin’ny kianjany ry zareo. Na izany aza, sahirana ny […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70329

Trending Articles