Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70329

Fifidianana: hanohana an-dRajoelina ny ANG  

$
0
0
  “Nahatonga ny fananganana ny fikambanana “Action pour la nouvelle generation” (ANG) ny fahitana ny tetikasa sy vina IEM entin’ny filohan’ny Tetezamita, Rajoelina”, hoy ny filohan’ny sampana vehivavy eo anivon’ny fikambanana, Randrianjaka Odile. Napetraka tamin’ny fomba ofisialy teny Anosizato ny, faran’ny herinandro  teo ny ANG. Manodidina ny 500 teo ho eo ireo nanotrona izany. Nomarihiny […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70329

Trending Articles