Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70329

Fiaraha-miasa « Fier-Mada »: hijerena lalam-barotra ny tantsaha

$
0
0
   Hahazo tohana. Anisan’ny nisongadina tamin’ny hetsika “Fier-Mada”, notanterahina tetsy Andohatapenaka nifarana omaly, ny fiaraha-miasa eo amin’ny tantsaha sy ny mpandraharaha. Anisan’ny nisongadina amin’izany ny fijerena lalam-barotra eto anatiny sy any ivelany, ho an’ny vokatr’ireo tantsaha, mivondrona anaty kaoperativa na fikambanana. Eo koa ny fanohanana azy ireo eo amin’ny fampitaovana. Ny lafiny fanofanana maimaimpoana ho […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70329

Trending Articles