![]()
Miala an-daharana tsikelikely. “Efa tsy olon’ny antoko HVM intsony aho ary koa tsy ho kandidà filoham-pirenena. Hiezaka hanohy ny fanaovana asa soa sy sosialy nahazatra ny ray aman-dreninay hatramin’ izay aho”, hoy ny minisitra teo aloha, Rafidimanana Narson, teto Toamasina ny faran’ny herinandro teo. Nampahafantariny tamin’izany ny fijoroan’ny fikambanana tarihiny, Diaraiky, na efa nitsangana fotoana […]