![]()
Nifarana, tany Nosy-Be, ny fiadiana ny “Festival Somaroho 2018”, taranja basikety. Mbola voatazon’ny ASCB Boeny ny anaram-boninahitra teo amin’ny lehilahy. Lasan’ny ekipan’ny MB2 All Analamanga kosa ny an’ny vehivavy. Norombahin’ny ASCB Boeny, teo amin’ny lehilahy, sy ny MB2 All Analamanga, ho an’ny vehivavy, ny andiany fahadimy amin’ny “Festival Somaroho 2018”, taranja basikety, sokajy […]