Quantcast
Channel: Newsmada
Browsing all 70334 articles
Browse latest View live

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Antsohihy: mpangalatra dokotra matin’ny fitsaram-bahoaka

  Tsy voafehy ny fitsaram-bahoaka any amin’ny faritra any. Tratran’ny olona nangalatra dokotra ny lehilahy iray ka maty novonoin’ny olona omaly, tany Antsohihy. Tratran’ny olona am-bodiomby mihitsy ity...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Andravoahangy: mivarotra finday amin’ny antoandro, mamaky trano amin’ny alina

   Saron’ny polisy avy ao amin’ny kaomisaria Antaninandro teny amin’ny faritra Andravoahanagy sy Pochard, ny asabotsy teo ny jiolahy raindahiny amin’ny famakiana trano sy fanendahana miharo...

View Article


Tselatra

Fiara roa indray niharan’ny herisetran’ireo jiolahy mpanakan-dalana teny Ampasinomby Anosiala Ambohidratrimo, ny asabotsy teo. Jiolahy roa no nanao fanakanan-dalana tamin’ny alalan’ny vatobe sy...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fanoherana ny Toliara Sands: ho samborina i Théo Rakotovao

   Miakatra ny maripana! Namoaka fanambarana iombonana ho fanoherana, ny fikambanana marobe, ny 23 jolay 2018 teo, mikasika ny fanapahan-kevitry ny  filankevitry ny minisitra, ny 11 avrily sy ny 18...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Sekoly Telma: notokanana ny EPP Tambohorano 

  Notokanana, ny faran’ny herinandro teo, ny EPP nasiam-panavaozana ao Tambohorano. Mandray mpianatra 360 ity sekoly namboarin’ny orinasa Telma ity. Manamarika ny faha-100 taon’ny sekoly ity fitokanana...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fampivoarana ny maha olona: mitondra ny anjara birikiny Iary amin’ny « Pozitiv »

  Mpanakanto, mpiangaly mozika rock, ny ahafantarana an’Iary hatramin’izay. Toy ny olom-pirenena rehetra anefa izy : Malagasy, mahatsiaro tena ho manana adidy sy tokony hitondra anjara biriky amin’ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Tsena – kaominina Ivato: tao anatin’ny 20 andro, 35% ny fahavitan’ny asa

  « Tratra ny telo volana hanamboarana ny tsena vaovao eto amin’ny kaominina Ivato, araka ny fanamby efa napetraka hatrany am-boalohany », hoy ny ben’ny Tanàna Randrianarisoa Penjy, omaly, nitsidika...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Namoy olo-malaza i Toamasina: nodimandry ny DJ Todizara Angelo

  Rehefa nokikisan’ny aretina hépatite B, nindaosin’ny fahafatesana, ny asabotsy 9 aogositra teo, tokony ho tamin’ny 9 ora alina tao amin’ny Hopitalibe Toamasina, i Todizara Angelo. Sehatra telo lehibe...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Ceni: « Hivoaka ny 15 oktobra kara-pifidianana » 

  Anisan’ny antontan-taratasy voalazan’ny lalàna fa ilaina ny kopian’ny kara-pifidianana amin’izao fifidianana filohan’ny Repoblika hatao amin’ny 7 novambra izao. « Efa tsy manankery anefa ny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Cram: « Mila mahay mandanjalanja ny tanora »

  « Hita taratra fa miroso amin’ny fandresen-dahatra ny tanora hifidy azy ireo kandidà sasany amin’izao telo volana mialoha ny fifidianana izao », hoy ny fanambaran’ny birao nasionalin’ny Faribolana...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Rajoelina tao Alatsinainy Bakaro: “Tsy matahotra ireo mpifaninana ireo isika…”

  Anjaran’ny tany Alatsinainy Bakaro indray. Nitohy tany amin’ny distrikan’Andramasina iny ny fitsidiham-paritra nataon’ny mpanorina ny IEM, Rajoelina, omaly. Fivoahana voalohany nataony taorian’ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Vakinankaratra: havaozina ireo famokarana herinaratra

  Ifanarahan’ny Jirama amin’ny orinasa tiorka Vespower ny fanarenana ny foibe famokarana herinaratra mandeha amin’ny solika ao Manandona, Antsirabe. Efa antitra loatra io foibe iray io, namboarina tany...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Minisiteran’ny Angovo sy ny Bianco: andrasana ny vokatra manafoana ny kolikoly

  Manome fanamby ny tale jeneralin’ny Bianco, Andriamafidy Jean Louis, fa tokony ho foana ny kolikoly eto Madagasikara amin’ny taona 2025. “Miankina amin’ny olona sy ny tompon’andraikitra ny...

View Article


Marolambo: sarotra ny famatsiana solika

  Miverina manahirana indray izao ny lalana mampitohy an’i Mahanoro sy i Marolambo, 130 km. Mba azo nandehanana ihany izy io taorian’ny fahavaratra, taona 2017, sy ny fandalovan’ny rivodoza Enawo,...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Solika: ampiharina ny tena vidiny eo amin’ny tsena iraisam-pirenena

  Maro ny mimenomenona, indrindra ny mpanjifa sy ny mpitatitra, mikasika ny fisondrotan’ny vidin-tsolika tsy misy fitsaharana. Nambaran’ny minisitry ny Angovo sy ny akoranafo (MEH), Rasoloerison...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Ankilizato, distrikan’i Mahabo: mitombo ny voka-bary sy ny karazam-boly hafa

   Mandeha tsara ny tetikasa fanampiana ny faritra Melaky sy Menabe (AD2M)*, andiany faharoa natomboka ny taona 2016. Nahitana fiovana manokana ny any amin’ny kaominina Ankilizato, distrikan’i Mahabo,...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

ONG Bel Avenir: Valo taona izao ny nambolena honko

   Namaritra fotoana ho an’ny fambolena honko any amin’ny faritra atsimon’ny Nosy ny ONG Bel Avenir. Fomba fiasa fiatrehana hatrany ny tontolo iainana izany ho fiarovana amin’ny fihanaky ny carbone...

View Article


Toetr’andro: mbola hiverina ny hatsiaka

  Hitohy hatramin’ny rahampitso ny hafanana sy ny andro maina saika manerana ny Nosy raha ny tomban’ny mpamantatra ny toetry ny andro etsy Ampandrianomby. Efa saika nampirina ny ankanjo mafana ny...

View Article

Kung-Fu Wisa – Analamanga 2018: nanjaka ny ekipan’Antananarivo Renivohitra

   Tontosa, ny faran’ny herinandro lasa teo teny amin’ny kianja mitafon’Ankatso, ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’Analamanga, taranja kung-fu wisa. Tonga niatrika izany ireo seksiona 4...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Kitra – Fifindran-toerana: noraisina omaly tao amin’ny Kaizer Chiefs i Dax

   Hilalao ao amin’ny klioban’ny Kaizer Chiefs Afrika Atsimo i Dax , manomboka izao. Efa any an-toerana ny tovolahy ary efa noraisin’ireo mpilalao sy ny tomponandraikitry ny ekipa. Nitsidika ny toerana...

View Article
Browsing all 70334 articles
Browse latest View live