Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70344

Sekoly Telma: notokanana ny EPP Tambohorano 

$
0
0
  Notokanana, ny faran’ny herinandro teo, ny EPP nasiam-panavaozana ao Tambohorano. Mandray mpianatra 360 ity sekoly namboarin’ny orinasa Telma ity. Manamarika ny faha-100 taon’ny sekoly ity fitokanana niezinezina ity. Anisan’ny sekoly namolavola mpilalao baolina kitra nalaza tany amin’ny faritra Melaky sy Boeny ny sekoly. Izany indrindra no nanoloran’ny filohan’ny Caf, i Ahmad Ahmad, baolina ho […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70344

Trending Articles