![]()
Miakatra ny maripana! Namoaka fanambarana iombonana ho fanoherana, ny fikambanana marobe, ny 23 jolay 2018 teo, mikasika ny fanapahan-kevitry ny filankevitry ny minisitra, ny 11 avrily sy ny 18 jolay teo, manome alalana ny fitrandrahan’ny orinasa Toliara Sands any Toliara. Tafiditra ao anatin’izany ny filazan’ity fanapahan-kevitra ity fa “noho ny filàn’ny besinimaro (DUP) ny […]