Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70354

Tselatra

$
0
0
Fiara roa indray niharan’ny herisetran’ireo jiolahy mpanakan-dalana teny Ampasinomby Anosiala Ambohidratrimo, ny asabotsy teo. Jiolahy roa no nanao fanakanan-dalana tamin’ny alalan’ny vatobe sy vatan-kazo, tamin’ny 11 ora alina. Fiara iray no tratran’ny tora-bato, saingy tafatsoaka ihany ka nampilaza tamin’ny zandary. Tonga teny an-toerana ny zandary ka tamin’izay koa no nisy fiara iray hafa notorahin’ireo jiolahy. Raikitra ny […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70354

Trending Articles