Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70354

Andravoahangy: mivarotra finday amin’ny antoandro, mamaky trano amin’ny alina

$
0
0
   Saron’ny polisy avy ao amin’ny kaomisaria Antaninandro teny amin’ny faritra Andravoahanagy sy Pochard, ny asabotsy teo ny jiolahy raindahiny amin’ny famakiana trano sy fanendahana miharo harom-paosy. Araka ny fanazavan’ny polisy, ny zoma lasa teo, nisy vaky trano nitranga teny Andravoahangy ary maro ny entana very tao amin’ilay tokantrano niharan’ny fandrobana. Ny ampitson’io, ny asabotsy 5 […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70354

Trending Articles