![]()
Tsy voafehy ny fitsaram-bahoaka any amin’ny faritra any. Tratran’ny olona nangalatra dokotra ny lehilahy iray ka maty novonoin’ny olona omaly, tany Antsohihy. Tratran’ny olona am-bodiomby mihitsy ity lehilahy ity naka ilay dokotra iray ary izao niharan’ny fitsaram-bahoaka izao. Nofatoran’izy ireo ny tongony sy ny tanany, ary mbola nofatorana teo koa ilay dokotra. Nanomboka ny […]