![]()
Anisan’ny antontan-taratasy voalazan’ny lalàna fa ilaina ny kopian’ny kara-pifidianana amin’izao fifidianana filohan’ny Repoblika hatao amin’ny 7 novambra izao. « Efa tsy manankery anefa ny kara-pifidianana nampiasaina hatramin’izay. Ny kara-pifidianana vao hatao, any antenantenan’ny volana oktobra vao hozaraina », hoy ny fanazavan’ny filoha lefitry ny Ceni, Rakotonarivo Thierry, momba izany. Nanomboka tamin’ny 1 aogositra ny fametrahana ny […]