Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70344

Cram: « Mila mahay mandanjalanja ny tanora »

$
0
0
  « Hita taratra fa miroso amin’ny fandresen-dahatra ny tanora hifidy azy ireo kandidà sasany amin’izao telo volana mialoha ny fifidianana izao », hoy ny fanambaran’ny birao nasionalin’ny Faribolana fandinihana ny hoavin’i Madagasikara (Cram), ny faran’ny herinandro teo, nosoniavin’ny filohany, i Joël Harison Marie René, momba ny fifidianana filohan’ny Repoblika. Nambaran’ny Cram, ny 10 jolay lasa teo, […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70344

Trending Articles