![]()
Ifanarahan’ny Jirama amin’ny orinasa tiorka Vespower ny fanarenana ny foibe famokarana herinaratra mandeha amin’ny solika ao Manandona, Antsirabe. Efa antitra loatra io foibe iray io, namboarina tany amin’ny taona 1932 ary tsy mamokatra izao afa-tsy 200 Kw, raha 1, 4 Mw tany am-boalohany. Tsy maintsy havaozina daholo ny milina sy ny fitaovana rehetra, afaka […]