![]()
Manome fanamby ny tale jeneralin’ny Bianco, Andriamafidy Jean Louis, fa tokony ho foana ny kolikoly eto Madagasikara amin’ny taona 2025. “Miankina amin’ny olona sy ny tompon’andraikitra ny hanatrarana izany fa tsy ny rafitra na ny lalàna”, hoy ihany izy. Natao sonia, omaly, ny fifanarahana eo amin’ny minisiteran’ny Angovo sy ny akoranafo (MEH), sy ny […]