Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70354

Kung-Fu Wisa – Analamanga 2018: nanjaka ny ekipan’Antananarivo Renivohitra

$
0
0
   Tontosa, ny faran’ny herinandro lasa teo teny amin’ny kianja mitafon’Ankatso, ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’Analamanga, taranja kung-fu wisa. Tonga niatrika izany ireo seksiona 4 (Antananarivo Renivohitra, Atsimondrano, Avaradrano, Ambohidratrimo). Nanjakan’ny ekipan’Antananarivo Renivohitra ny fihaonana, tamin’ity. Saika norombahin’izy ireo avokoa mantsy ny fandresena, teo amin’ny karazana haiady nifaninanana. Marihina fa nakana ireo izay hisolo […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70354

Trending Articles