![]()
Mandeha tsara ny tetikasa fanampiana ny faritra Melaky sy Menabe (AD2M)*, andiany faharoa natomboka ny taona 2016. Nahitana fiovana manokana ny any amin’ny kaominina Ankilizato, distrikan’i Mahabo, faritra Menabe, raha ny filazan’ny mponina any an-toerana. Ny taona 1957 no nisy fanamboarana voalohany ny tohodrano sy ny lakandrano manondraka tanimbary nataon’ny vazaha eo amin’io kaominina […]