Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70375

ONG Bel Avenir: Valo taona izao ny nambolena honko

$
0
0
   Namaritra fotoana ho an’ny fambolena honko any amin’ny faritra atsimon’ny Nosy ny ONG Bel Avenir. Fomba fiasa fiatrehana hatrany ny tontolo iainana izany ho fiarovana amin’ny fihanaky ny carbone amina faritra rehetra, indrindra fa ho an’ireo mahazo tombontsoa avy amin’ny  laminasa  ataon’io ONG io. Valo taona izao ny ONG Bel Avenir mandray andraikitra ho […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70375

Trending Articles