Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70354

Solika: ampiharina ny tena vidiny eo amin’ny tsena iraisam-pirenena

$
0
0
  Maro ny mimenomenona, indrindra ny mpanjifa sy ny mpitatitra, mikasika ny fisondrotan’ny vidin-tsolika tsy misy fitsaharana. Nambaran’ny minisitry ny Angovo sy ny akoranafo (MEH), Rasoloerison Lantoniaina, omaly, fa ny fiovaovan’ny vidiny eo amin’ny tsena iraisam-pirenena no ampiharina. Araka izany, efa miala amin’ny fanentsenana ny banga eo amin’ny tena vidiny sy ny ampiharina amin’ny mpanjifa […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70354

Trending Articles