Quantcast
Channel: Newsmada
Browsing all 70637 articles
Browse latest View live

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Noho ny raharaha mahakasika ny anabaviny : nanampatra fahefana teny amin’ny...

Efa hatreny amin’ny polisin’ny Faritany, nanao famotorana ny raharaha nahakasika ny anabaviny, izay voarohirohy ho nanao fisolokiana no nanampatra ny fahefany ny depiote Raholdina Naivo. Mbola...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Aseho amin’ny asa

« Kabary zato, teny arivo », hoy ny fahendrena malagasy. « Asa fa tsy kabary », hoy koa ny hafa. Tsy mifanipaka ireo fa mifameno ary mandringa raha toa ka misy iray tsy tanteraka. Ilaina ny toromarika,...

View Article


Betroka : nanao atrikasa ny mpiray dina zanak’i Mangoky

 Nanatanteraka atrikasa niarahan’ny tompon’andraikitry ny dina zanak’i Mangoky, ny faran’ny herinandro teo tao Ambalateva, kaominina ambanivohitr’Ivahona, distrik’i Betroka. Tonga maro ireo...

View Article

CTDHM : hiadiana ny herisetra sy ny tsindrihazolena

 Miara-miasa amin’ny Société civile en action ny Komity teknika ny zo maha olona eto Madagasikara (CTDHM) manoloana ny herisetra ary manohitra tanteraka ny tsindry hazolena mahazo ny vahoaka sahirana....

View Article

Tselatra

Tsy maintsy ampiharina amin’ireo jiolahy mpaka an-keriny ny sazy faran’izay henjana, raha ny fanazavan’ny minisitry ny Fitsarana. « Tsy azo andeferana ny fanaovana kidnapping raha mitombina ny...

View Article


Toamasina : Mpirahalahy nifamono nifampikapa antsy

Maty tsy tra-drano ny iray, rehefa voan’ny antsy indroa tao amin’ny hatony. Mpirahalahy mpiray tampo ireto nifamono tany Ranomena Toamasina II ireto, ny asabotsy lasa teo. Voalaza fa ny vadin’izy roa...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Ampefiloha : naron’ny polisy teo am-piadiana môtô halatra ny jiolahy telo

 Noraisim-potsiny! Voasambotry ny polisy avy ao amin’ny poste de police Ampefiloha, ny asabotsy teo ireo jiolahy telo niady môtô halatra…  Araka ny fampitam-baovao avy amin’ny polisy, nisy jiolahy...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Sambo nahina fa nitondra andramena : nafahana vonjimaika ireo sinoa voarohirohy

Niakatra fitsarana teto Toamasina, misahana ny heloka bevava, ny alatsinainy 23 febroary teo ny mikasika ireo sinoa efa-dahy, mpiasa ao amin’ilay sambo Min tai leng. Neken’ny fitsarana ny...

View Article


Fantina sy fintina

Hanatontosa hetsika ho fanoherana ny fiara tsy mataho-dalana (4×4) an’ny solombavam-bahoaka sy handavana ny fitakiana tombontsoa lavareny ataon’izy ireo ny Wake Up Madagascar na ny « Mitsangana i...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fizarazarana an’Antananarivo : midera ny fanapahan-kevitry ny HCC ny...

Mitohy manao ny asany ara-dalàna ireo mpiasan’ny kaominina Antananarivo Renivohitra. Nankasitrahan’izy ireo ny fanapahan-kevitry ny HCC, tsy nanaiky ny hizarazarana an’Antananarivo ho kaominina enina....

View Article

Fantina sy fintina

Hanatontosa hetsika ho fanoherana ny fiara tsy mataho-dalana (4×4) an’ny solombavam-bahoaka sy handavana ny fitakiana tombontsoa lavareny ataon’izy ireo ny Wake Up Madagascar na ny Mitsangana i...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Robert Yamate : « Tohizina ny fampihavanana »

 Nanome toromarika sy baiko ? “Tsy maintsy tohizina ny fampihavanam-pirenena natomboky ny Fiombonan’ny fiangonana kristianina eto Madagasikara (FFKM) mba hipetrahan’ny fitoniana sy ny lamina politika...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Otrikafo : « Fanapahan-kevitra politika no nataon’ny HCC »

 « Olona mahay lalàna avokoa ny ao… Resaka politika fotsiny ny an’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC), milaza hoe ajanona aloha ny amin’iny lalàna iny, satria fanavotana ny fahefana...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Zava-mahadomelina : manomboka mihanaka ny « gaz hilarant »

 Zava-mahadomelina vaovao ary manomboka mihanaka manerana izao tontolo izao ny « gaz hilarant ». Efa maro ireo tanora mandray azy ity. Mampihena ny tahan’ny « oxygène » ao amin’ny vatana anefa ny...

View Article

Ministra Lalaharisaina : « Misy sinoa mitrandraka tsy ara-dalàna »

Noraisin’ny minisitry ny Harena stratejika sy ny solika, Lalaharisaina Joeli, omaly teny amin’ny toeram-piasany ny ambasadaoro sinoa miasa eto amintsika, Sem. Yang Min. Anisan’ny nivoitra ny fijerena...

View Article


Telma : hahazoana finday raha mandefa sms

Mikarakara lalao manokana indray ny Telma, hatramin’ny 15 marsa. Mandefa sms amin’ny sarany 400 Ar, asiana ny soratra « Kadoa + anarana + fanampiny » amin’ny laharana 834. Finday maherin’ny 50...

View Article

Mpiofana Enam : firaisankinan’ny Fitantanam-bolam-panjakana

Nifampiarahaba nahatratra ny taona 2015 ny mpianatra nivoaka teny amin’ny sekoly ambony Enam Androhibe, sampana Fitantanam-bolam-panjakana. Nanatanterahana izany teny amin’ny Carlton Anosy ny asabotsy...

View Article


Vaovao tambatra

  Mikatso tanteraka ny fiainam-bahoaka any Antsalova. Tapaka ny lalana mampitohy azy amin’i Maintirano. Vokatr’izany, zara raha ahitana ireo entana ilain’ny mponina andavanandro (siramamy, menaka,...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Lycée Ambohidratrimo sy Talatamaty : mpianatra 437 nampahafantarina ny...

 Hanomanana ny sain’ny mpianatra hisafidy tsara ny lalam-piofanana harahina aorian’ny bakalorea, nanomana fihaonana amin’ireo mpianatra amin’ny kilasy famaranana eo anivon’ny lycée Ambohidratrimo sy...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Misy fanantenana… : an-dalana ho ofisialy ny taom-baovao malagasy

 An-dalana, amin’izao fotoana izao, ny fampidirana ny taom-baovao malagasy ho anisan’ireo fety ofisialy marihina manerana an’i Madagasikara ; andro tsy hiasana nefa handraisan-karama, araka ny...

View Article
Browsing all 70637 articles
Browse latest View live