Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70642

Fantina sy fintina

$
0
0

Hanatontosa hetsika ho fanoherana ny fiara tsy mataho-dalana (4×4) an’ny solombavam-bahoaka sy handavana ny fitakiana tombontsoa lavareny ataon’izy ireo ny Wake Up Madagascar na ny « Mitsangana i Madagasikara » ny zoma 6 marsa izao. Navoitran’ny fanentanana ao amin’ny tranonkalam-pifandraisana fa fanehoana firaisankina manoloana ny tombontsoa manokan’ireo depiote izany.

 Hanatanteraka adihevitra momba ny fampihavanam-pirenena sy ny fampandrosoana etsy amin’ny DLC Anosy rahampitso ny ao anivon’ny Donak’afo n’ny tanora (Data).

Anisan’ny hitondra famelabelarana amin’izany, ny mpitarika ny antoko RSD, Andrianirina Fetison, ny filoha lefitry ny HVM, Mohamed Rachidy, Razafimandimby Eva avy amin’ny GEFP, ny talen’ny fifandraisana ao amin’ny tetikasa Ambatovy ary ny mpanao gazety Latmer Rangres…

Cet article Fantina sy fintina est apparu en premier sur NewsMada.


Viewing all articles
Browse latest Browse all 70642

Trending Articles