Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70662

Mpiofana Enam : firaisankinan’ny Fitantanam-bolam-panjakana

$
0
0

Nifampiarahaba nahatratra ny taona 2015 ny mpianatra nivoaka teny amin’ny sekoly ambony Enam Androhibe, sampana Fitantanam-bolam-panjakana. Nanatanterahana izany teny amin’ny Carlton Anosy ny asabotsy 21 febroary teo. Nanome voninahitra ny fotoana ny ray mpiahy, nanomboka ny andiany voalohany hatramin’ny fahadimy, ny solotena avy amin’ny minisiteran’ny Asam-panjakana, ny tale jeneralin’ny Enam. Nanotrona ny fotoana ny Praiminisitra Ravelonarivo Jean, sady ray mpiahy fahadimy, Randrianasolo Alexandre, mpanolotsaina manokan’ny minisitry ny Tetibola, Robimanana Orlando, ray mpiahy ny andiany voalohany, fahatelo ary fahefatra.

Tanjona ny fanamafisana orina ny fifankatiavana sy ny firaisankina ary fifankahalalana bebe kokoa hoan’ity sehatra ity.

Njaka A.

Cet article Mpiofana Enam : firaisankinan’ny Fitantanam-bolam-panjakana est apparu en premier sur NewsMada.


Viewing all articles
Browse latest Browse all 70662

Trending Articles