AILAE Grand Salon des Métiers de Bouche et de l’Hôtellerie de Madagascar #Photos
AILAE Grand Salon des Métiers de Bouche et de l’Hôtellerie de Madagascar au parc des Expositions Forello Tanjombato 6 Déc 2015 Cet article AILAE Grand Salon des Métiers de Bouche et de l’Hôtellerie de...
View ArticleAffaire Niarisy Mara : Tsimbazaza meance Mahazoarivo
En dépit du calme apparent, la tension entre les deux institutions que sont l’Exécutif et le Législatif n’est pas près de tomber. Le cas du député Niarisy Mara pourrait être le déclic d’une nouvelle...
View ArticleTourner la même page
Il est temps d’en finir, boucler la boucle et tirer un long trait sur cette année de la croix et de la bannière. Plus que des vœux, ce sont presque des supplices pour certaines couches sociales en...
View ArticleAnkoatra ireo olona 3 maty lasan’ny rano tetsy Besarety : ankizy iray maty...
Mitombo ihany ny fahavoazana vokatry ny orambe teto an-drenivohitra, afakomaly. Ankoatra ireo olona 3 maty lasan’ny rano, tetsy Besarety, ankizivavikely iray indray, omaly, no maty nianjeran’ny...
View ArticleAntsalova : omby 31 tafaverina amin’ny tompony
Nahomby ny ezaky ny andrimasom-pokonolona. Tafaverina amin’ny tompony noho ny finiavan’izy ireo ny omby 31 teo am-pelatanan’ny dahalo, tao Antsalova, faritra Melaky. Nifarimbona tamin’ny fanaovana ny...
View ArticleFitoniana hoe ?
Fitoniana ara-politika nanomboka omaly ! Matoa asiana ny fitoniana, tsy nilamina izany nandritra ny taona. Adilahy politika e ! Hangingina daholo izany izy rehetra, afa-tsy ireo mpanao...
View ArticleAdy amin’ny tsy fandriampahalemana : mihetsika ny mpanao gazety ao Ambato Boeny
Andraikitry ny rehetra ny ady amin’ny tsy fandriampahalemana. Nanova paikady, noho izany, ny ao amin’ny distrikan’Ambato Boeny. Nampandraisina anjara mivantana amin’izany ireo mpanao gazety sy...
View ArticleItaosy : tovovavy roa voalaza fa nisy naka an-keriny
Nahoraka teny amin’ny cite Itaosy ny fakana an-keriny tovovavikely manodidina ny 14 taona eo, omaly hariva. Voalaza fa hoe nalaina fiara 4×4 miloko maintsy ireo ankizy ireo… sAraka ny fanazavana azo...
View ArticleManazava ny « pompier »
Tsy mitovy ny fampitam-baovao azon’ny mpamonjy voina sy ny kaominina Antananarivo ary ny BMH. Mikasika ny olona maty nentin’ny ranontrambo teny Besarety, roa ihany no nahazoan’izy ireo fiantsoana ka...
View ArticleNandray fepetra ny fanjakana : noraran’ny Atitany ny hetsika politika...
« Manao antso avo izahay noho izao fety izao. Tsy azo atao ary ajanona avokoa ireo hetsika rehetra manana endrika politika na fivorivoriana. Mitohy kosa ny fampielezan-kevitra ho an’ny fifidianana...
View ArticleFiziriziriana amin’ny ACD : hihitsoka ny varotra ivelany
Hiantraika mivantana amin’ny varotra fanafarana sy fanondranana entana any ivelany ny fampiharana ny hetra vaovao Advance Cargo Declaration (ACD). Tsy nisy valiny ny taratasy manazava ny...
View ArticleFantina sy fintina
Kandidàn’ny Arema amin’ny fifidianana loholona ao Mahajanga, ny Dr Hajiky Alain Richard. « Hametraka lalàna azo tanterahina hampivoarana ny fiainam-bahoaka izahay. Fahavalonay ny mpandika lalàna…...
View ArticleFampihavanam-pirenena : misy fahalemana amin’ny asany ny FFM
« Ny zava-dehibe indrindra tsapa nandritra ny telo taona latsaka kely niasana: misy tokoa ny fahalemena nateraky ny lalàna teo aloha, raha tsy hiresaka afa-tsy ny famotsoran-keloka aza.« Io no...
View ArticleRotaka ao Toamasina : hiroso amin’ny fisamborana ny mpitandro filaminana…
Nilatsaka ny toromariky ny fitondrana foibe. Tsy handefitra amin’ny fiverenan’ny korontana sy rotaka ny solontenam-panjakana any an-toerana. Nihaona amin’ny mpanao gazety nanambara izany ny Prefet ao...
View ArticleDihy – Tombana ezaky ny 2015 : nanomboka nampianatra maimaimpoana ny Anjorombala
Ho tohin’ny ezaka fampahafantarana sy fifanakalozana amin’ny mpijery mikasika ny tontolon’ny dihy, nosantarin’ny kaompania Anjorombala, tamin’ity taona ity, ny tetikasa « Danse pour tous” na « Dihy ho...
View Article« Zay Ombanao Hombako Tour » : hisy takariva hanangonam-bola ho an’ny kere
Roso ny dia ho an’ny « ‘Zay ombanao hombako tour » noketrehin’i Régis Gizavo sy ny Olombelo Ricky. Taorian’ny alinkira ny zoma lasa teo tao amin’ny Café de la Gare, Soarano, hanao hetsika milasitra...
View ArticleFampianarana tselatra : hahazo ny anjarany i Mahajanga
Volana vitsivitsy, nosantarina teto Antananarivo, tao amin’ny Ivon-toeran’ny Kolontsaina Malagasy (IKM Antsahavola) ny fampianarana tselatra ho an’ny kabary. Fantatra, omaly, fa hotanterahina any...
View Article« Ianao no vahaolako » : hizara ny rakikira voalohany i Sarindra
Mety ho vaovao amin’ny maso sy ny sofina ny anarany. Mpanakanto mivoy ny fiderana an-kira, amin’ny loko hafa noho ny mahazatra kosa i Sarindra. “Hifidy ve?”. Hira efa manomboka voaray, satria mandeha...
View ArticleSombiny
Handisport Voahosotra ho tompondakan’ny ranomasimbe Indianina, eo amin’ny taranja basikety ho an’ny olona sembana na ny CCHOI, ny ekipan’i Betsiboka. Resiny teo amin’ny lalao famaranana, tamin’ny isa...
View ArticleKitra – «Can U23» : hiatrika ny “JO 2016” i Nizeria sy Alzeria
Hisolo tena an’i Afrika, any amin’ny Lalao olympika (JO 2016), tanterahina any Rio de Janeiro, Brezila, ny ekipan’i Nizeria sy Alzeria. Ireo ekipa roa tonta ireo mantsy, no tafavoaka hiatrika ny lalao...
View Article