Rajaonarimampianina Voahangy : nahazo fitaovana ny akany Ny Avana
Nitondra fanampiana teny amin’ny akany Avana eny Ambatomaro, fitaizana ireo ankizy manana fahasembanana ny ekipan’ny vadin’ny filoham-pirenena, Rajaonarimampianina Voahangy omaly. Fitaovana hanampy...
View ArticleMpanara-maso ny asa : mampijaly mpiasa ny teratany sinoa
Hikoizan’ireo mpanara-maso ny asa mihitsy ny tsy fanarahan-dalàna ataon’ireo mpampiasa sinoa vaoao tonga eto amintsika. Mampijaly mpiasa ary tsy manaja ny lalàna velona eto amintsika izy ireo. Nilaza...
View ArticleKitra – «Can 2015» : 30 taona aty aorian hifandona i Côte d’Ivoire sy Ghana
Hikatona rahampitso alahady, ny andiany faha-30 amin’ny fiadiana ny amboaran’i Afrika, taranja baolina kitra. Hamarana izany ny Kintana maintin’i Ghana sy ny Elefantan’i Côte d’Ivoire. Hifantoka ao...
View ArticleLalaon’ny Nosy 2015 : hanampy ireo atleta ny Amao
Hanome fanampiana sy tolo-tanana, ho an’ireo atleta hiatrika ny lalaon’ny Nosy 2015, hotanterahina atsy amin’ny Nosy La Réunion, ny fikambanan’ireo atleta niatrika ny lalao Olympika “Amao”. Io no...
View ArticleParalysie cérébrale : les personnes atteintes ne dépassent pas la trentaine
Dans la majorité des cas, les personnes atteintes d’infirmité motrice cérébrale ou paralysie cérébrale ont une courte vie. Ces malades s’éteignent en général à l’âge de 20 à 30 ans. C’est une triste...
View ArticleInsertion sociale des jeunes : un atelier de fumage de poissons à Toliara
En collaboration avec le Fonds des Nations Unies pour la population (FNUAP), l’ONG Bel Avenir a organisé, hier, un atelier sur les techniques de fumage des poissons à l’intention des jeunes, notamment...
View ArticleAide d’urgence humanitaire : 3 millions d’euros de l’Union européenne
3 millions d’euros, telle est la somme allouée par l’Union européenne (UE) en guise d’aide humanitaire en faveur des victimes des inondations dans trois pays de l’Afrique australe dont Madagascar....
View ArticleLutte antiacridienne : la FAO réitère le besoin urgent de 7 millions de dollars
Concernant la lutte antiacridienne, dont la 2e phase a été entamée cette année, le représentant de la FAO à Madagascar, Patrice Talla Takoukam, au cours d’une rencontre avec la presse hier à...
View Article11e Fed : 518 millions d’euros de la part de l’UE
Le premier dialogue politique entre l’Union européenne (UE) et Madagascar s’est déroulé hier au palais d’Iavoloha. Les discussions étaient focalisées sur la reprise des coopérations au développement y...
View ArticleVirapin Ramamonjisoa : un avenir politique en pointillé
En choisissant de tourner le dos à Andry Rajoelina et de rejoindre le camp de Hery Rajaonarimampianina, Virapin Ramamonjisoa a pu garder son poste de consul de Madagascar à La Réunion en sacrifiant son...
View ArticleBrèves
Primature : Bôlô, en tant que conseiller spécial Le chef du gouvernement continue de compléter la structure de la primature. Et la nomination d’un conseiller spécial auprès de la Primature chargé de la...
View Article4×4 pour les députés : Siteny R. se mêle les pinceaux
A force de jouer avec les mots, on finit par en avoir le tournis. Le questeur I de l’Assemblée nationale (AN) Siteny Randrianasoloniaiko se perd dans ses propos quant à cette fameuse acquisition de...
View ArticlePaiements fiscaux du secteur extractif : 729 milliards d’Ar pour 2012-2013
Le Comité national de l’Initiative pour la transparence dans les industries extractives (EITI) Madagascar vient de publier son rapport final 2014. Ce rapport couvre en même temps les deux années...
View ArticleFanatsarana toe-piainan’ny mponina : ho ravana i « La Réunion Kely »
Natomboka ny dinika fandaminana ny hanalana ny vahoaka monina ao amin’ny faritr’i “La Réunion Kely”, manamorona ny lakandranon’Andriantany eny Ampefiloha iny. Tafiditra amin’ny hetsika fanadiovana...
View ArticleIntempéries : une dépression tropicale frôle les côtes malgaches
Hier dans l’après midi, la zone de convergence intertropicale (ZCIT) qui s’est formé dans le canal de Mozambique est devenue une dépression tropicale. Quant au futur cyclone Fundi, il continue à se...
View ArticleZava-kanto sy asa-tànana : misokatra amin’ny any ivelany ny minisitera
Hihamatotra ny fiaraha-miasan’ny fitondram-panjakana sinoa sy malagasy eo amin’ny sehatra ara-kolontsaina. Hahazo fanampiana ara-pitaovana avy amin-dry zareo Sinoa mantsy ny minisiteran’ny Kolontsaina...
View ArticleGrand Pardon : « Tokony hisy vaomieran’ny fampihavanana ao Tsimbazaza »
Mbola saro-dalana ny fampihavanana eto amintsika. Nanterin’ny faribolan’olon-tsotra Grand Pardon –Ny Fifamelana indray, omaly, fa tsy azo avela irery amin’ny asa niantsorohany ny FFKM fa tohanana....
View ArticleFampihavanan’ny FFKM : nivory mangina ireo avy amin’ny filoha dimy
Mizotra miandalana ny dingan’ny fampihavanana tarihin’ny FFKM. Nitohy teny amin’ny Lapan’ny Kolon-tsaina sy ny Fanatanjahan-tena, Mahamasina, omaly, ny fivorian’ny FFKM sy ireo solontenan’ny filoha...
View ArticleTomban’ny Bianco : hisy lalàna hanenjehana orinasa manao kolikoly
Tsy mifanaraka amin’ny zava-misy intsony ny lalàna anenjehana ny mpanao kolikoly. Anisan’ny fanamarihana nivoaka nandritra ny atrik’asa niarahan’ny Bianco sy ny sampan-draharahan’ny Firenena mikambana...
View ArticleFanarenana ny RN44 : mihazakazaka ny fivoaran’ny asa
Tsy miandry ela ny asa. Nanomboka, omaly, sahady ny asan’ireo tekinisianina amin’ny fanohizana ny fanarenana ny RN44 mampitohy an’i Moramanga sy Ambatondrazaka, taorian’ny fampiantsoan’ny depiote...
View Article