Quantcast
Channel: Newsmada
Browsing all 70637 articles
Browse latest View live

Image may be NSFW.
Clik here to view.

RN7 – Sambaina: tratran’ny MSP ny taksiborosy nanao taingimbe

Nody avy any Antsirabe hihazo an’Antananarivo ny minisitry ny Filaminam-bahoaka (MSP) ny Contrôleur général de police, Randrianarison Fanomezantsoa Rodellys rehefa avy namonjy ny filan-kevitry ny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Nisongadina hatrany ivelany: mpikaroka enina nankasitrahan’ny minisitera

Nankasitra ireo mpampianatra mpikaroka nisongadina tamin’ny tontolon’ny fikarohana ny minisiteran’ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa, omaly teny Fiadanana. Adidin’ny minisitera ny...

View Article


Efa nampiomanina ny faritra dimy : hipaka eto amintsika aorian’ny Noely ilay...

Tombanana hipaka amin’ny morontsiraka avaratra atsinanana, aorian’ny Noely ilay faritra andro ratsy ao amin’ny ranomasimbe Indianina, araka ny fanazavan’ny teknisianina mpamantatra ny toetr’andro,...

View Article

Akamasoa: tanora 174 voaofana momba ny asa

174 ny tanora monina eny amin’ny Akamasoa tantanin’ny mompera Pedro Opeka no nahavita fiofanana momba ny asa ka notolorana ny taratasy manamarina izany, ny fiandohan’ny herinandro teo, teny amin’ny...

View Article

Mpaka an-keriny, mpanao takalon’aina,…: matin’ny zandary i Lemarijy, naman’i...

Raha mbola hifampitadiavana hatramin’izao i Del Kely, ilay jiolahy malaza amin’ny asa fampihorohoroana, fakana an-keriny, fanaovana takalon’aina…tsy afa-bela kosa ireo namany. Anisan’izany ity Lemarija...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Bemidina teny Antohomadinika, IIIG Hangar, IVO: mpivarotra rongony, mpamatsy...

  Taorian’ny hetsika manokana, tamin’ny alalan’ny bemidina nataon’ny Sampandraharaha miady amin’ny zava-mahadomelina, eo anivon’ny Polisim-pirenena teny Antohimadinika, IIIG Hangar, IVO, ny alatsinainy...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Tsy fandriampahalemana… mampieritreritra   

“Ny mampalahelo: ahoana no nahafahan’ireo niala tany an-tranomaizina. Tsy vitan’izay, mirehareha ireo jiolahy ireo fa manana olona ambony miaraka aminy.” Io ny nambaran’ny solombavambahoaka voafidy...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Cua – Himo: nitohy teny Ankorondrano ny asa fanadiovana

Taorian’ny teny Mahavoky Besarety, nitohy tetsy Ankorondrano sy teny amin’ny fokontany 67 ha, omaly, ny asa fanadiovana ataon’ny kaominina Antananarivo Renivohitra. Marihina fa anisan’ny voasokajy ho...

View Article


Kaotin’ny fampielezan-kevitra : tsy voahaja ny lalàna, tsy misy ny fanasaziana 

               “Tanjona amin’ny fananganana ny vaomiera ny hoe avy aiza ary mankaiza ny vola amin’ny fampielezan-kevitra: tena hakana ny vaton’ny mpifidy amin’ny fifidianana ve? Eo koa ny ady amin’ny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Mariboninahitry ny kanto: nankasitrahana ireo mpiangaly tantara

Tsy diso anjara ireo mpampiaina tantara amin’ny onjampeo. Nankasitrahana ka notolorana ny mariboninahitry ny kanto koa ireo mpanoratra, mpandrindra ary mpilalao mendrika izany. Kanto iray tsy lefin’ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Faran’ny taona: 20 taona ny Karibotel

Tafiditra ao anaty fety faran’ny taona ny fanokafana ny fankalazana ny faha-20 taonan’ny Karibotel. Fantatra fa toerana telo no ahitana ity toeram-pialamboly sy fisakafoana ity: Karibotel eo Analakely...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

LMA-Cnaps: Beazina amin’ny fiahiana sosialy ny mpianatra

Nihaona mivantana tamin’ny mpianatra ao amin’ny kilasy faharoa, ao amin’ny Lisea maoderina Ampefiloha (LMA), ny tale jeneraly (DG) ny Tahirim-pirenena misahana ny fiahiana sosialy (CNaPS),...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Mba ho matihanina: nomena milina ireo mpanao asa tanana amin’ny hoditra

Omena toerana amin’ny maha izy azy ny asa tanana vita amin’ny hoditra. Notolorana fitaovana, omaly, tao amin’ny foibe misahana ny asa tanana, ny vovonana Gasyskin, ivondronan’ireo mpanao hoditra,...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Kitra – Licence des clubs: hiankina amin’ny federasiona ny hoavin’ny CNaPS

Niangavy ny handraisana ny fangatahana hahazoana ny “Licence des clubs” ny CNaPS Sport, na efa dila aza ny fe-potoana ho amin’izany. Nanaiky ireo klioba mandrafitra ny “Orange pro league”, saingy ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Vaovao ratsy ho an’ny Barea: enim-bolana tsy milalao i Fontaine

Vaovao ratsy ho an’ny Barea de Madagascar. Maratra ary tsy afaka ny hilalao mandritra ny enim-bolana ilay vodilaharan’ny Barea de Madagascar, i Thomas Fontaine, milalao ao amin’ny FC Lorient. Fantatra...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Rasoanaivo Razafy Laura: manana fikirizana, hoavin’ny judo malagasy

Judokas mbola tena tanora kanefa efa misongadina tanteraka. Tsy iza izany fa Rasoanaivo Razafy Aina Laura. Ndeha hofantarina ny mombamomba azy. Tovovavy vao 16 taona monja, mpikatroka ny taranja Judo,...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Taona 2021: hivelatra be ny kolontsaina malagasy…

Somary efa hita taratra ihany io fivelaran’ny kolontsaina malagasy atsy ho atsy io. Mila fitandremana fatratra anefa satria tsy mitovy velively ny fivelarana sy ny fanarahana am-bokony. Samy efa...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Karate – Championnats d’Afrique : les héros récompensés

La Fédération du karaté-do de Madagascar a tenu à récompenser comme il se doit les jeunes médaillés africains en kata des moins de 14 ans. Le « kampai » s’est déroulé hier, au gymnase d’Ankorondrano....

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Can 2021: le dernier match des qualifications dans le nouveau stade Barea

Les dirigeants malagasy lancent le défi d’organiser dans le nouveau stade Barea, le dernier match éliminatoire de la Can 2021 dans le groupe K, qui va opposer les Barea de Madagascar aux Menas de Niger...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Mba ho fety ieren-doza…: manao hetsika fitsirihana ara-teknika ny taksiborosy...

Lahitokana ny aina ! Manoloana ny fitomboan’ny fivezivezen’ny fiara mpitatitra olona, indrindra ireo mampiasa ny zotra nasionaly sy rezionaly amin’izao ankatoky ny fetin’ny Krismasy sy ny faran’ny...

View Article
Browsing all 70637 articles
Browse latest View live