“Tanjona amin’ny fananganana ny vaomiera ny hoe avy aiza ary mankaiza ny vola amin’ny fampielezan-kevitra: tena hakana ny vaton’ny mpifidy amin’ny fifidianana ve? Eo koa ny ady amin’ny kolikoly ary ny fanaraha-maso ny kaontin’ny kandidà na lisitra kandidà amin’ny fampielezan-kevitra.” Io ny fanazavan’ny filohan’ny vaomiera fanaraha-maso ny famatsiam-bola sy ny fiainana politika (CCFVP), i Milijaona […]
↧