![]()
Tsy diso anjara ireo mpampiaina tantara amin’ny onjampeo. Nankasitrahana ka notolorana ny mariboninahitry ny kanto koa ireo mpanoratra, mpandrindra ary mpilalao mendrika izany. Kanto iray tsy lefin’ny taona, tsy lany hamanjana ary mbola be mpankafy ny tantara amin’ny onjampeo. Maro ireo kalaza nisongadina tamin’ny fiangaliana izany no efa nodimandry, saingy soa fa mbola maro koa […]