Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70652

Faran’ny taona: 20 taona ny Karibotel

$
0
0
Tafiditra ao anaty fety faran’ny taona ny fanokafana ny fankalazana ny faha-20 taonan’ny Karibotel. Fantatra fa toerana telo no ahitana ity toeram-pialamboly sy fisakafoana ity: Karibotel eo Analakely (Karibotel Twenty Six), Karibotel domaine Manerinerina Ambohibao ary Karibotel Ranomafana. Hisy hetsika amin’ireo toerana telo ireo. ho an’ny olona hijanona eto an-tanandehibe sady te hamarana ny taona […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70652

Trending Articles